plt_tn/mat/14/34.md

32 lines
666 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ireto andininy ireto dia mamaritra izay nitranga taorian'ny nandehanan'i Jesosy teny ambony rano. Ireo dia mamehy ny nasetrin'ny olona ny asa fanompoan'i Jesosy.
# Rehefa avy niampita izy ireo
"Rehefa tafitan'ny farihy i Jesosy sy ireo mpianany"
# Genesareta
Io dia tanàna kely eny amin'ny sisiny avaratra-andrefan'ny Ranomasin'i Galilia.
# nandefa hafatra
"nandefa hafatra ireo lehilahy tao amin'izany faritra izany"
# Nitalaho Taminy izy ireo
"Nitalaho taminy ireo olona marary"
# moron'akanjony
"moron-tongotra" na "sisiny"
# akanjony
"ankanjo lava" na "izay nanaovany"
# sitrana
Azo atao hoe DH: "lasa salama"