plt_tn/mat/14/28.md

8 lines
285 B
Markdown

# Namaly Azy Petera
"Petera namaly an'i Jesosy hoe"
# rehefa nahita ny rivotra Petera
Eto ny hoe "nahita ny rivotra'' dia midika hoe tonga saina ny amin'ny rivotra. DH: "rehefa hitan'i Petera ny rivotra nampitopatopa ny onja" na "rehefa tonga saina ny amin'ny herin'ny rivotra izy"