# Namaly Azy Petera "Petera namaly an'i Jesosy hoe" # rehefa nahita ny rivotra Petera Eto ny hoe "nahita ny rivotra'' dia midika hoe tonga saina ny amin'ny rivotra. DH: "rehefa hitan'i Petera ny rivotra nampitopatopa ny onja" na "rehefa tonga saina ny amin'ny herin'ny rivotra izy"