plt_tn/mat/14/28.md

285 B

Namaly Azy Petera

"Petera namaly an'i Jesosy hoe"

rehefa nahita ny rivotra Petera

Eto ny hoe "nahita ny rivotra'' dia midika hoe tonga saina ny amin'ny rivotra. DH: "rehefa hitan'i Petera ny rivotra nampitopatopa ny onja" na "rehefa tonga saina ny amin'ny herin'ny rivotra izy"