plt_tn/mat/14/22.md

24 lines
797 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ireto andininy manaraka ireto dia mamaritra ny tranga izay niseho taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona dimy arivo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momba ny fahagagana izy ho ataon'i Jesosy amin'ny fandendehanana eny ambony rano.
# Avy hatrany
"Taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona rehetra ihany dia,"
# Rehefa tonga ny hariva
"Efa madiva ho alina" na "Rehefa nihamaizina ny andro"
# natopatopan'ny onja
"ary tsy afaka nifehy ilay sambokely ireo mpianatra noho ireo onja lehibe"
# satria nitsoka nanohitra azy ireo ny rivotra
"satria nandroso tao amin'ny rivotra ny sambokelin'izy ireo" na "satria nanohitra azy ireo ny rivotra" dia tsy afaka nandroso izy ireo nohon'ny rivotra.