plt_tn/mat/14/22.md

797 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireto andininy manaraka ireto dia mamaritra ny tranga izay niseho taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona dimy arivo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momba ny fahagagana izy ho ataon'i Jesosy amin'ny fandendehanana eny ambony rano.

Avy hatrany

"Taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona rehetra ihany dia,"

Rehefa tonga ny hariva

"Efa madiva ho alina" na "Rehefa nihamaizina ny andro"

natopatopan'ny onja

"ary tsy afaka nifehy ilay sambokely ireo mpianatra noho ireo onja lehibe"

satria nitsoka nanohitra azy ireo ny rivotra

"satria nandroso tao amin'ny rivotra ny sambokelin'izy ireo" na "satria nanohitra azy ireo ny rivotra" dia tsy afaka nandroso izy ireo nohon'ny rivotra.