# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireto andininy manaraka ireto dia mamaritra ny tranga izay niseho taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona dimy arivo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momba ny fahagagana izy ho ataon'i Jesosy amin'ny fandendehanana eny ambony rano. # Avy hatrany "Taorian'ny namokisan'i Jesosy ireo olona rehetra ihany dia," # Rehefa tonga ny hariva "Efa madiva ho alina" na "Rehefa nihamaizina ny andro" # natopatopan'ny onja "ary tsy afaka nifehy ilay sambokely ireo mpianatra noho ireo onja lehibe" # satria nitsoka nanohitra azy ireo ny rivotra "satria nandroso tao amin'ny rivotra ny sambokelin'izy ireo" na "satria nanohitra azy ireo ny rivotra" dia tsy afaka nandroso izy ireo nohon'ny rivotra.