plt_tn/mat/14/19.md

643 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Io no mamarana ny tantaran'i Jesosy namoky olona dimy arivo.

Nalainy

"nanolotra ny tanany." Tsy nangalariny akory ireo mofo.

nanapaka ireo mofo

"nizara ny mofo"

Niandrandra

Ireo mety ho dikany dia 1) "Raha niandrandra tany ambony" na 2) "Rehefa avy niandrandra tany ambony"

ary voky

Azo atao hoe DH: "nandra-pahavokin'izy ireo" na "raha tsy efa tsy noana intsony izy ireo"

nangonin'izy ireo

"nangonin'ireo mpianatra" na "nisy olona nanangona"

nahafeno roambinifolo harona

"12 harona"

ireo nihinana

"Ireo izay nihinana ny mofo sy hazandrano"

dimy arivo lahy

"lahilahy 5,000"