plt_tn/mat/14/19.md

36 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Io no mamarana ny tantaran'i Jesosy namoky olona dimy arivo.
# Nalainy
"nanolotra ny tanany." Tsy nangalariny akory ireo mofo.
# nanapaka ireo mofo
"nizara ny mofo"
# Niandrandra
Ireo mety ho dikany dia 1) "Raha niandrandra tany ambony" na 2) "Rehefa avy niandrandra tany ambony"
# ary voky
Azo atao hoe DH: "nandra-pahavokin'izy ireo" na "raha tsy efa tsy noana intsony izy ireo"
# nangonin'izy ireo
"nangonin'ireo mpianatra" na "nisy olona nanangona"
# nahafeno roambinifolo harona
"12 harona"
# ireo nihinana
"Ireo izay nihinana ny mofo sy hazandrano"
# dimy arivo lahy
"lahilahy 5,000"