# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Io no mamarana ny tantaran'i Jesosy namoky olona dimy arivo. # Nalainy "nanolotra ny tanany." Tsy nangalariny akory ireo mofo. # nanapaka ireo mofo "nizara ny mofo" # Niandrandra Ireo mety ho dikany dia 1) "Raha niandrandra tany ambony" na 2) "Rehefa avy niandrandra tany ambony" # ary voky Azo atao hoe DH: "nandra-pahavokin'izy ireo" na "raha tsy efa tsy noana intsony izy ireo" # nangonin'izy ireo "nangonin'ireo mpianatra" na "nisy olona nanangona" # nahafeno roambinifolo harona "12 harona" # ireo nihinana "Ireo izay nihinana ny mofo sy hazandrano" # dimy arivo lahy "lahilahy 5,000"