plt_tn/mat/13/03.md

44 lines
1012 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamaritra ny Fanjakan'ny lanitra amin'ny alalan'ny filazana fanoharana momba ny olona iray izay mamafy voa i Jesosy.
# tamin'izy ireo
"tamin'ireo vahoaka"
# Indro
"Jereo" na "Henoy." Misintona ny saina ny amin'izay ho lazaina manaraka io teny io. DH: "Tandremo tsara ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"
# nisy mpamboly iray nandeha nivoaka hamafy voa
"nisy mpamboly iray nandeha nivoaka hamafy voa teny an-tsaha"
# Raha izy namafy iny
"Raha namafy ieo voa iny ilay mpamboly"
# teny amoron-dalana
Maneho "lalana" eo akaikin'ilay saha io. Tokony ho mafy be ny tany teo noho ireo olona manitsakitsaka izany.
# nandrapaka ireo
"nihinana ireo voa rehetra"
# tany be vato
Io dia tany feno vato izay manify kely ny nofon-tany eo ambony.
# Avy hatrany dia naniry ireo
"Nitimoka haingana ireo voa ary naniry"
# maina ireo
Azo atao hoe DH: "nandoro ireo voa ny masoandro, ary lasa nahamay loatra ireo"
# dia nalazo
Azo adika hoe DH: "Lasa maina ary maty ilay voa"