plt_tn/mat/13/03.md

1012 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamaritra ny Fanjakan'ny lanitra amin'ny alalan'ny filazana fanoharana momba ny olona iray izay mamafy voa i Jesosy.

tamin'izy ireo

"tamin'ireo vahoaka"

Indro

"Jereo" na "Henoy." Misintona ny saina ny amin'izay ho lazaina manaraka io teny io. DH: "Tandremo tsara ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

nisy mpamboly iray nandeha nivoaka hamafy voa

"nisy mpamboly iray nandeha nivoaka hamafy voa teny an-tsaha"

Raha izy namafy iny

"Raha namafy ieo voa iny ilay mpamboly"

teny amoron-dalana

Maneho "lalana" eo akaikin'ilay saha io. Tokony ho mafy be ny tany teo noho ireo olona manitsakitsaka izany.

nandrapaka ireo

"nihinana ireo voa rehetra"

tany be vato

Io dia tany feno vato izay manify kely ny nofon-tany eo ambony.

Avy hatrany dia naniry ireo

"Nitimoka haingana ireo voa ary naniry"

maina ireo

Azo atao hoe DH: "nandoro ireo voa ny masoandro, ary lasa nahamay loatra ireo"

dia nalazo

Azo adika hoe DH: "Lasa maina ary maty ilay voa"