plt_tn/mat/12/36.md

20 lines
622 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny famaliany ny fiampangan'ireo Fariseo fa nanasitrana ilay lehilahy tamin'ny herin'ny Satana i Jesosy.
# Lazaiko aminareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# ho adinina amin'ny
"ho adinin'Andriamanitra amin'ireo olona ny amin'ny" na "hanazava amin'Andriamanitra ny olona"
# ny teny tsy voahevitra nolazainy
Eto ny "teny" dia ilazana zavatra lazain'ny olona. DH: "ireo teny maharary izay lazain'izy ireo"
# no hanamarinana anao ... hanamelohana anao
Azo adika hoe DH: "Ho hamarinin'Andriamanitra ianareo ... Ho melohin'Andriamanita ianareo"