# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny famaliany ny fiampangan'ireo Fariseo fa nanasitrana ilay lehilahy tamin'ny herin'ny Satana i Jesosy. # Lazaiko aminareo Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # ho adinina amin'ny "ho adinin'Andriamanitra amin'ireo olona ny amin'ny" na "hanazava amin'Andriamanitra ny olona" # ny teny tsy voahevitra nolazainy Eto ny "teny" dia ilazana zavatra lazain'ny olona. DH: "ireo teny maharary izay lazain'izy ireo" # no hanamarinana anao ... hanamelohana anao Azo adika hoe DH: "Ho hamarinin'Andriamanitra ianareo ... Ho melohin'Andriamanita ianareo"