plt_tn/mat/12/36.md

622 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny famaliany ny fiampangan'ireo Fariseo fa nanasitrana ilay lehilahy tamin'ny herin'ny Satana i Jesosy.

Lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

ho adinina amin'ny

"ho adinin'Andriamanitra amin'ireo olona ny amin'ny" na "hanazava amin'Andriamanitra ny olona"

ny teny tsy voahevitra nolazainy

Eto ny "teny" dia ilazana zavatra lazain'ny olona. DH: "ireo teny maharary izay lazain'izy ireo"

no hanamarinana anao ... hanamelohana anao

Azo adika hoe DH: "Ho hamarinin'Andriamanitra ianareo ... Ho melohin'Andriamanita ianareo"