plt_tn/mat/12/18.md

719 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto i Matio dia manambara ny tenin'Isaia mba hampiseho fa nahatanteraka ny faminaniana ny asa fanompoan'i Jesosy.

Jereo

Nampiasa io teny io Andriamanitra mba hampafantarana olona vaovao.

ny mpanompoko izay nofidiko

Ny mpisolotena tampisaka "-ko" rehetra dia manondro an'Andriamanitra. Milaza ny tenin'Andriamanitra i Isaia.

izay sitrakin'ny fanahiko indrindra

Eto ny hoe "fanahy" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Sitrako indrindra Izy"

ary ... Izy

"ary ny mpanompoko"

hanambara ny fitsaràna

Eto ny "fitsarana" dia tsy midika hoe "famaizana." Ny dikan'io dia hoe hilaza amin'ireo Jentilisa ilay mpanompo fa marina Andriamanitra, ary hamonjy azy ireo Izy.