plt_tn/mat/12/18.md

24 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto i Matio dia manambara ny tenin'Isaia mba hampiseho fa nahatanteraka ny faminaniana ny asa fanompoan'i Jesosy.
# Jereo
Nampiasa io teny io Andriamanitra mba hampafantarana olona vaovao.
# ny mpanompoko izay nofidiko
Ny mpisolotena tampisaka "-ko" rehetra dia manondro an'Andriamanitra. Milaza ny tenin'Andriamanitra i Isaia.
# izay sitrakin'ny fanahiko indrindra
Eto ny hoe "fanahy" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Sitrako indrindra Izy"
# ary ... Izy
"ary ny mpanompoko"
# hanambara ny fitsaràna
Eto ny "fitsarana" dia tsy midika hoe "famaizana." Ny dikan'io dia hoe hilaza amin'ireo Jentilisa ilay mpanompo fa marina Andriamanitra, ary hamonjy azy ireo Izy.