plt_tn/mat/12/15.md

602 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity tranga ity dia manazava ny fomba nahatanterahan'ny asan'i Jesosy ny iray amin'ireo faminanian'Isaia.

Rehefa nahalala izany Jesosy

"Tonga saina tamin'ny izay nokasain'ireo fariseo i Jesosy, koa"

niala teo

"nandao"

tsy hampafantatra Azy amin'ny hafa

"tsy hilaza amin'iza na iza momba Azy"

mba hahatanteraka, izay

Azo adika amina fehezanteny vaovao io. DH: "Izany no nanatanteraka izay"

izay efa nambara tamin'ny alalan' Isaiah mpaminany, manao hoe

Azo atao hoe DH: "izay nambaran'Andriamanitra hatry ny ela tamin'ny alalan'Isaia mpaminany"