# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity tranga ity dia manazava ny fomba nahatanterahan'ny asan'i Jesosy ny iray amin'ireo faminanian'Isaia. # Rehefa nahalala izany Jesosy "Tonga saina tamin'ny izay nokasain'ireo fariseo i Jesosy, koa" # niala teo "nandao" # tsy hampafantatra Azy amin'ny hafa "tsy hilaza amin'iza na iza momba Azy" # mba hahatanteraka, izay Azo adika amina fehezanteny vaovao io. DH: "Izany no nanatanteraka izay" # izay efa nambara tamin'ny alalan' Isaiah mpaminany, manao hoe Azo atao hoe DH: "izay nambaran'Andriamanitra hatry ny ela tamin'ny alalan'Isaia mpaminany"