plt_tn/mat/12/15.md

24 lines
602 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity tranga ity dia manazava ny fomba nahatanterahan'ny asan'i Jesosy ny iray amin'ireo faminanian'Isaia.
# Rehefa nahalala izany Jesosy
"Tonga saina tamin'ny izay nokasain'ireo fariseo i Jesosy, koa"
# niala teo
"nandao"
# tsy hampafantatra Azy amin'ny hafa
"tsy hilaza amin'iza na iza momba Azy"
# mba hahatanteraka, izay
Azo adika amina fehezanteny vaovao io. DH: "Izany no nanatanteraka izay"
# izay efa nambara tamin'ny alalan' Isaiah mpaminany, manao hoe
Azo atao hoe DH: "izay nambaran'Andriamanitra hatry ny ela tamin'ny alalan'Isaia mpaminany"