plt_tn/mat/12/13.md

28 lines
639 B
Markdown

# Avy eo hoy Jesosy tamin-dralehilahy hoe: "Ahinjiro ny tananao."
Azo adika amin'ny fiteny tsy mivantana io. DH: "Avy eo Jesosy dia nandidy ilay lehilahy mba haninjitra ny tanany"
# tamin-dralehilahy
"tamin'ilay lehilahy nalemy tanana" na "tamin'ilay lehilahy maty tanana"
# Ahinjiro ny tananao
"Atsotray ny tananao" na "Avelaro ny tananao"
# nahinjiny
"Nahinjitr'ilay lehilahy"
# niverina ny fahasalamany
Azo adika hoe DH: "dia salama indray izany"
# nitetika ny hamono Azy
"nikasa ny hamely an'i Jesosy"
# Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona Azy
"nifampiresaka ny amin'ny fomba mety hamonoan'izy ireo an'i Jesosy"