# Avy eo hoy Jesosy tamin-dralehilahy hoe: "Ahinjiro ny tananao." Azo adika amin'ny fiteny tsy mivantana io. DH: "Avy eo Jesosy dia nandidy ilay lehilahy mba haninjitra ny tanany" # tamin-dralehilahy "tamin'ilay lehilahy nalemy tanana" na "tamin'ilay lehilahy maty tanana" # Ahinjiro ny tananao "Atsotray ny tananao" na "Avelaro ny tananao" # nahinjiny "Nahinjitr'ilay lehilahy" # niverina ny fahasalamany Azo adika hoe DH: "dia salama indray izany" # nitetika ny hamono Azy "nikasa ny hamely an'i Jesosy" # Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona Azy "nifampiresaka ny amin'ny fomba mety hamonoan'izy ireo an'i Jesosy"