plt_tn/mat/12/13.md

639 B

Avy eo hoy Jesosy tamin-dralehilahy hoe: "Ahinjiro ny tananao."

Azo adika amin'ny fiteny tsy mivantana io. DH: "Avy eo Jesosy dia nandidy ilay lehilahy mba haninjitra ny tanany"

tamin-dralehilahy

"tamin'ilay lehilahy nalemy tanana" na "tamin'ilay lehilahy maty tanana"

Ahinjiro ny tananao

"Atsotray ny tananao" na "Avelaro ny tananao"

nahinjiny

"Nahinjitr'ilay lehilahy"

niverina ny fahasalamany

Azo adika hoe DH: "dia salama indray izany"

nitetika ny hamono Azy

"nikasa ny hamely an'i Jesosy"

Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona Azy

"nifampiresaka ny amin'ny fomba mety hamonoan'izy ireo an'i Jesosy"