plt_tn/mat/12/05.md

24 lines
819 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mamaly ireo Fariseo i Jesosy.
# Tsy mbola novakinareo va ny ao amin'ny lalàna ... nefa tsy manan-tsiny
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ny fanankianan'ireo Fariseo. Mampitandrina azy ireo mba hihevitra ny dikan'ireo soratra masina izay novakian'izy ireo i Jesosy. DH: "Ary, efa novakianareo tao amin'ny lalàn'i Mosesy ny momba ny ... nefa tsy manan-tsiny"
# manota ny Sabata
"manao amin'ny andro Sabata izay ataon'izy ireo amin'ny andro hafa"
# tsy manan-tsiny
"Tsy hanasazy azy ireo Andriamanitra" na "Tsy raisin'Andriamanitra ho meloka izy ireo"
# lazaiko aminareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io.
# iray lehibe noho ny tempoly
"olona iray izay manan-danja noho ny tempoly." Ilay iray izay lehibe kokoa dia nilazan'i Jesosy ny tenany.