plt_tn/mat/12/05.md

819 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mamaly ireo Fariseo i Jesosy.

Tsy mbola novakinareo va ny ao amin'ny lalàna ... nefa tsy manan-tsiny

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ny fanankianan'ireo Fariseo. Mampitandrina azy ireo mba hihevitra ny dikan'ireo soratra masina izay novakian'izy ireo i Jesosy. DH: "Ary, efa novakianareo tao amin'ny lalàn'i Mosesy ny momba ny ... nefa tsy manan-tsiny"

manota ny Sabata

"manao amin'ny andro Sabata izay ataon'izy ireo amin'ny andro hafa"

tsy manan-tsiny

"Tsy hanasazy azy ireo Andriamanitra" na "Tsy raisin'Andriamanitra ho meloka izy ireo"

lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io.

iray lehibe noho ny tempoly

"olona iray izay manan-danja noho ny tempoly." Ilay iray izay lehibe kokoa dia nilazan'i Jesosy ny tenany.