plt_tn/mat/12/03.md

956 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamaly ny fanankianan'ireo Fariseo i Jesosy.

azy ireo

"ireo Fariseo"

Mbola tsy novakinareo mihitsy va ... niaraka taminy?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ny fanankianan'ireo Fariseo. Mampitandrina azy ireo mba hihevitra ny dikan'ireo soratra masina izay novakian'izy ireo i Jesosy. DH: "Fantatro fa efa namaky ny momba ny ... niaraka taminy"

tranon' Andriamanitra

Tamin'ny andron'i Davida dia mbola tsy nisy tempoly. DH: "tabernakley" na "toerana fivavahana amin'Andriamanitra"

mofon'ny fanatrahana

Mofo masina izay napetrak'ireo mpisorona teo anatrehan'Andriamanitra tao amin'ny tabernakely io. DH: "mofo izay napetrak'ireo mpisorona teo antrehan'Andriamanitra" na "ilay mofo masina"

ireo izay niaraka taminy

"ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Davida"

ara-dalàna ho an'ny lohan'ny mpisorona irery ihany

"saingy, araka ny lalàna, dia ny mpisorona ihany no afaka nihinana izany"