plt_tn/mat/12/03.md

28 lines
956 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamaly ny fanankianan'ireo Fariseo i Jesosy.
# azy ireo
"ireo Fariseo"
# Mbola tsy novakinareo mihitsy va ... niaraka taminy?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ny fanankianan'ireo Fariseo. Mampitandrina azy ireo mba hihevitra ny dikan'ireo soratra masina izay novakian'izy ireo i Jesosy. DH: "Fantatro fa efa namaky ny momba ny ... niaraka taminy"
# tranon' Andriamanitra
Tamin'ny andron'i Davida dia mbola tsy nisy tempoly. DH: "tabernakley" na "toerana fivavahana amin'Andriamanitra"
# mofon'ny fanatrahana
Mofo masina izay napetrak'ireo mpisorona teo anatrehan'Andriamanitra tao amin'ny tabernakely io. DH: "mofo izay napetrak'ireo mpisorona teo antrehan'Andriamanitra" na "ilay mofo masina"
# ireo izay niaraka taminy
"ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Davida"
# ara-dalàna ho an'ny lohan'ny mpisorona irery ihany
"saingy, araka ny lalàna, dia ny mpisorona ihany no afaka nihinana izany"