# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamaly ny fanankianan'ireo Fariseo i Jesosy. # azy ireo "ireo Fariseo" # Mbola tsy novakinareo mihitsy va ... niaraka taminy? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ny fanankianan'ireo Fariseo. Mampitandrina azy ireo mba hihevitra ny dikan'ireo soratra masina izay novakian'izy ireo i Jesosy. DH: "Fantatro fa efa namaky ny momba ny ... niaraka taminy" # tranon' Andriamanitra Tamin'ny andron'i Davida dia mbola tsy nisy tempoly. DH: "tabernakley" na "toerana fivavahana amin'Andriamanitra" # mofon'ny fanatrahana Mofo masina izay napetrak'ireo mpisorona teo anatrehan'Andriamanitra tao amin'ny tabernakely io. DH: "mofo izay napetrak'ireo mpisorona teo antrehan'Andriamanitra" na "ilay mofo masina" # ireo izay niaraka taminy "ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Davida" # ara-dalàna ho an'ny lohan'ny mpisorona irery ihany "saingy, araka ny lalàna, dia ny mpisorona ihany no afaka nihinana izany"