plt_tn/mat/12/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay ilazan'ny mpanoratra ny amin'ny fitomboan'ny fanoherana ny asan'i Jesosy. Eto, ireo Fariseo dia mitsikera ireo mpianany noho ny fanotazana vary amin'ny andro Sabata.

Tamin'izany fotoana izany

Manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara io. DH: "Taoriana kelin'izany"

tanimbary

Toerana hambolena vary.

nanoty salohim-bary dia nihinanana ireo ... manao izay tsy ara-dalàna ny manao azy amin'ny Sabata

Ny fanotazana voa eny amin'ny tanimbolin'olon-kafa dia tsy raisina ho fangalarana. Ny fanontaniana dia heo afaka ara-dalàna ve ny fanaovana izany amin'ny andro Sabata.

nanoty salohim-bary dia nihinanana ireo

"maka kely amin'ireo vary ary mihinana izany" na "maka kely amin'ireo voa ary mihinana izany"

salohim-bary

Io no laohan'ny vary maniry. Io no mihazaona ny voa matoy.

ireo Fariseo

Tsy hoe ny Fariseo rehetra no dikan'io. DH: "ny sasany tamin'ireo Fariseho"

Jereo

Mampiasa io teny io ireo Fariseo mba hisintonana ny saina manoloana izay ataon'ireo mpianatra.