# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay ilazan'ny mpanoratra ny amin'ny fitomboan'ny fanoherana ny asan'i Jesosy. Eto, ireo Fariseo dia mitsikera ireo mpianany noho ny fanotazana vary amin'ny andro Sabata. # Tamin'izany fotoana izany Manamarika fizarana vaovao ao amin'ny tantara io. DH: "Taoriana kelin'izany" # tanimbary Toerana hambolena vary. # nanoty salohim-bary dia nihinanana ireo ... manao izay tsy ara-dalàna ny manao azy amin'ny Sabata Ny fanotazana voa eny amin'ny tanimbolin'olon-kafa dia tsy raisina ho fangalarana. Ny fanontaniana dia heo afaka ara-dalàna ve ny fanaovana izany amin'ny andro Sabata. # nanoty salohim-bary dia nihinanana ireo "maka kely amin'ireo vary ary mihinana izany" na "maka kely amin'ireo voa ary mihinana izany" # salohim-bary Io no laohan'ny vary maniry. Io no mihazaona ny voa matoy. # ireo Fariseo Tsy hoe ny Fariseo rehetra no dikan'io. DH: "ny sasany tamin'ireo Fariseho" # Jereo Mampiasa io teny io ireo Fariseo mba hisintonana ny saina manoloana izay ataon'ireo mpianatra.