plt_tn/mat/11/04.md

329 B

lazao amin'i Jaona

"tatero amin'i Jaona"

diovina ireo boka

Azo atao hoe DH: "manasitrana ny boka Aho"

atsangan-ko velona ireo olona maty

Azo atao hoe DH: "mahatonga ireo izay maty ho velona indray Aho"

anambarana ireo vaovao mahafaly ny mahantra

Azo atao hoe DH: "Manambara amin'ireo anatin'ny tsy fahampiana Aho"