plt_tn/mat/11/04.md

16 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# lazao amin'i Jaona
"tatero amin'i Jaona"
# diovina ireo boka
Azo atao hoe DH: "manasitrana ny boka Aho"
# atsangan-ko velona ireo olona maty
Azo atao hoe DH: "mahatonga ireo izay maty ho velona indray Aho"
# anambarana ireo vaovao mahafaly ny mahantra
Azo atao hoe DH: "Manambara amin'ireo anatin'ny tsy fahampiana Aho"