# lazao amin'i Jaona "tatero amin'i Jaona" # diovina ireo boka Azo atao hoe DH: "manasitrana ny boka Aho" # atsangan-ko velona ireo olona maty Azo atao hoe DH: "mahatonga ireo izay maty ho velona indray Aho" # anambarana ireo vaovao mahafaly ny mahantra Azo atao hoe DH: "Manambara amin'ireo anatin'ny tsy fahampiana Aho"