plt_tn/mat/10/42.md

24 lines
848 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fampianarana ireo mpianany ny amin'ny izay tokony hatao sy hampoizin'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy.
# na iza na iza manome
"izay rehtra manome"
# ny iray amin'ireny madinika indrindra ireny
"iray amin'ireny ambany idrindra ireny" na "iray amin'ireny tsy lehibe indrindra ireny." Ny teny hoe "iray amin'ny" eto dia manondro ny iray amin'ireo mpianatr'i Jesosy.
# satria izy mpianatra
"satria mpianatro izy." Eto ny hoe "izy" dia tsy manondro ilay iray izay manome fa ilay iray izay tsy lehibe.
# lazaiko marina aminareo fa
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# tsy ho very ny valisoany
"tsy ho lavin'Andriamanitra izy." Tsy misy idirany amin'ny fangalana fananana io. Azo adika hoe DH: "homen'Andriamanitra ... tokoa izy"