plt_tn/mat/10/42.md

848 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny fampianarana ireo mpianany ny amin'ny izay tokony hatao sy hampoizin'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy.

na iza na iza manome

"izay rehtra manome"

ny iray amin'ireny madinika indrindra ireny

"iray amin'ireny ambany idrindra ireny" na "iray amin'ireny tsy lehibe indrindra ireny." Ny teny hoe "iray amin'ny" eto dia manondro ny iray amin'ireo mpianatr'i Jesosy.

satria izy mpianatra

"satria mpianatro izy." Eto ny hoe "izy" dia tsy manondro ilay iray izay manome fa ilay iray izay tsy lehibe.

lazaiko marina aminareo fa

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

tsy ho very ny valisoany

"tsy ho lavin'Andriamanitra izy." Tsy misy idirany amin'ny fangalana fananana io. Azo adika hoe DH: "homen'Andriamanitra ... tokoa izy"