# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fampianarana ireo mpianany ny amin'ny izay tokony hatao sy hampoizin'izy ireo rehefa mandeha mitory i Jesosy. # na iza na iza manome "izay rehtra manome" # ny iray amin'ireny madinika indrindra ireny "iray amin'ireny ambany idrindra ireny" na "iray amin'ireny tsy lehibe indrindra ireny." Ny teny hoe "iray amin'ny" eto dia manondro ny iray amin'ireo mpianatr'i Jesosy. # satria izy mpianatra "satria mpianatro izy." Eto ny hoe "izy" dia tsy manondro ilay iray izay manome fa ilay iray izay tsy lehibe. # lazaiko marina aminareo fa "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # tsy ho very ny valisoany "tsy ho lavin'Andriamanitra izy." Tsy misy idirany amin'ny fangalana fananana io. Azo adika hoe DH: "homen'Andriamanitra ... tokoa izy"