plt_tn/mat/09/23.md

24 lines
628 B
Markdown

# Famoifandraisana ny foto-kevitra:
Miverina amin'ilay tantaran'i Jesosy mamelona indray ilay zanaka vavin'ny manam-pahefana Jiosy izao.
# tranon'ilay manam-pahefana
Tranon'ilay mpitarika Jiosy io.
# ireo mpitsoka sodina sy ireo vahoaka nitabataba be
Fomba iraisana hisaonana olona iray izay maty io.
# mpitsoka sodina
"olona mitsoka sodina"
# Mandehana
Miresaka amin'olona maro i Jesosy.
# tsy maty ilay zazavavy, fa matory izy
Mampiasa kilalaon-teny i Jesosy. Efa nalaza tamin'ny andron'i Jesosy ny fiantsoana ny olona maty hoe "matory." Saingy eto dia hitsangana ilay zazavavy maty, toy ny hoe natory fotsiny izy.