# Famoifandraisana ny foto-kevitra: Miverina amin'ilay tantaran'i Jesosy mamelona indray ilay zanaka vavin'ny manam-pahefana Jiosy izao. # tranon'ilay manam-pahefana Tranon'ilay mpitarika Jiosy io. # ireo mpitsoka sodina sy ireo vahoaka nitabataba be Fomba iraisana hisaonana olona iray izay maty io. # mpitsoka sodina "olona mitsoka sodina" # Mandehana Miresaka amin'olona maro i Jesosy. # tsy maty ilay zazavavy, fa matory izy Mampiasa kilalaon-teny i Jesosy. Efa nalaza tamin'ny andron'i Jesosy ny fiantsoana ny olona maty hoe "matory." Saingy eto dia hitsangana ilay zazavavy maty, toy ny hoe natory fotsiny izy.