plt_tn/mat/09/23.md

628 B

Famoifandraisana ny foto-kevitra:

Miverina amin'ilay tantaran'i Jesosy mamelona indray ilay zanaka vavin'ny manam-pahefana Jiosy izao.

tranon'ilay manam-pahefana

Tranon'ilay mpitarika Jiosy io.

ireo mpitsoka sodina sy ireo vahoaka nitabataba be

Fomba iraisana hisaonana olona iray izay maty io.

mpitsoka sodina

"olona mitsoka sodina"

Mandehana

Miresaka amin'olona maro i Jesosy.

tsy maty ilay zazavavy, fa matory izy

Mampiasa kilalaon-teny i Jesosy. Efa nalaza tamin'ny andron'i Jesosy ny fiantsoana ny olona maty hoe "matory." Saingy eto dia hitsangana ilay zazavavy maty, toy ny hoe natory fotsiny izy.