plt_tn/mat/09/18.md

24 lines
723 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no manomboka ny tantaran'i Jesosy mamelona ny zanaky ny manam-pahefana Jiosy indray taorian'ny nahafatesany.
# ireo zavatra ireo
Maneho ny valin-teny nomen'i Jesosy ireo mpianatr'i Jaona momba ny fifadian-kanina izany.
# indro
Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.
# niankohoka teo aminy
Fomba hanehoan'ny olona iray fanajana tamin'ny kolotsain'ny Jiosy izany.
# tongava ary apetraho eo aminy ny tananao, dia ho velona izy
Midika izany fa ilay manam-pahefana Jiosy dia nino fa nanana fahefana hamelona ny zanany vavy indray i Jesosy.
# ireo mpianany
"ireo mpianatr'i Jesosy''