plt_tn/mat/09/18.md

723 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no manomboka ny tantaran'i Jesosy mamelona ny zanaky ny manam-pahefana Jiosy indray taorian'ny nahafatesany.

ireo zavatra ireo

Maneho ny valin-teny nomen'i Jesosy ireo mpianatr'i Jaona momba ny fifadian-kanina izany.

indro

Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.

niankohoka teo aminy

Fomba hanehoan'ny olona iray fanajana tamin'ny kolotsain'ny Jiosy izany.

tongava ary apetraho eo aminy ny tananao, dia ho velona izy

Midika izany fa ilay manam-pahefana Jiosy dia nino fa nanana fahefana hamelona ny zanany vavy indray i Jesosy.

ireo mpianany

"ireo mpianatr'i Jesosy''