plt_tn/mat/09/10.md

20 lines
748 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Niseho tao amin'ny tranon'i Matio mpamory hetra ny tantara.
# tao an-trano
Mety ho tranon'i Matio io, saingy mety ho tranon'i Jesosy koa. Raha tena ilaina ihany vao farito ,mba hialana amin'ny fifangaroana.
# indro
Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.
# Rehefa nahita izany ireo fariseo
"Rehefa hitan'ireo Fariseo fa nihinana niaraka tamin'ny mpamory hetra sy olona mpanota i Jesosy"
# Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny olona mpanota?"
Mampiasa io fanontaniana io ireo fariseo mba hitsikerana izay ataon'i Jesosy.