# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Niseho tao amin'ny tranon'i Matio mpamory hetra ny tantara. # tao an-trano Mety ho tranon'i Matio io, saingy mety ho tranon'i Jesosy koa. Raha tena ilaina ihany vao farito ,mba hialana amin'ny fifangaroana. # indro Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao. # Rehefa nahita izany ireo fariseo "Rehefa hitan'ireo Fariseo fa nihinana niaraka tamin'ny mpamory hetra sy olona mpanota i Jesosy" # Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny olona mpanota?" Mampiasa io fanontaniana io ireo fariseo mba hitsikerana izay ataon'i Jesosy.