plt_tn/mat/09/10.md

748 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niseho tao amin'ny tranon'i Matio mpamory hetra ny tantara.

tao an-trano

Mety ho tranon'i Matio io, saingy mety ho tranon'i Jesosy koa. Raha tena ilaina ihany vao farito ,mba hialana amin'ny fifangaroana.

indro

Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.

Rehefa nahita izany ireo fariseo

"Rehefa hitan'ireo Fariseo fa nihinana niaraka tamin'ny mpamory hetra sy olona mpanota i Jesosy"

Nahoana ny mpampianatrareo no miara-mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny olona mpanota?"

Mampiasa io fanontaniana io ireo fariseo mba hitsikerana izay ataon'i Jesosy.