plt_tn/mat/08/33.md

20 lines
701 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no mamarana ny tatitra momba an'i Jesosy manasitrana lehilahy anankiroa voafatotry ny demonia.
# izay nitranga tamin'ireo lehilahy izay nofehezin'ireo demonia
Azo atao hoe DH: "izay nataon'i Jesosy mba hanampiana ireo lehilahy nofatoran'ny demonia"
# Indro
Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.
# tanàna rehetra
Ny olona avy ao an-tanàna no tiana lazaina amin'io. Ny ankamaroan'ny olona na olona maro no nankeo amin'i Jesosy fa tsy voatery hoe ny olona rehetra.
# faritanin'izy ireo
"Ny faritr'izy ireo"