# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no mamarana ny tatitra momba an'i Jesosy manasitrana lehilahy anankiroa voafatotry ny demonia. # izay nitranga tamin'ireo lehilahy izay nofehezin'ireo demonia Azo atao hoe DH: "izay nataon'i Jesosy mba hanampiana ireo lehilahy nofatoran'ny demonia" # Indro Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao. # tanàna rehetra Ny olona avy ao an-tanàna no tiana lazaina amin'io. Ny ankamaroan'ny olona na olona maro no nankeo amin'i Jesosy fa tsy voatery hoe ny olona rehetra. # faritanin'izy ireo "Ny faritr'izy ireo"