plt_tn/mat/08/33.md

701 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no mamarana ny tatitra momba an'i Jesosy manasitrana lehilahy anankiroa voafatotry ny demonia.

izay nitranga tamin'ireo lehilahy izay nofehezin'ireo demonia

Azo atao hoe DH: "izay nataon'i Jesosy mba hanampiana ireo lehilahy nofatoran'ny demonia"

Indro

Io dia manamarika ny fanomboahan-tranga vaovao ao amin'ny fizotran'ny tanatara. Mety hisy olona hafa noho ny teo aloha ho tafiditra ao. Mety manana fomba hanehoana izany ny fiteninao.

tanàna rehetra

Ny olona avy ao an-tanàna no tiana lazaina amin'io. Ny ankamaroan'ny olona na olona maro no nankeo amin'i Jesosy fa tsy voatery hoe ny olona rehetra.

faritanin'izy ireo

"Ny faritr'izy ireo"