plt_tn/mat/08/08.md

833 B

ao ambany tafon-tranoko

"ao an-tranoko"

teneno fotsiny ny teny

Eto ny "teny" dia manambara didy. DH: "mandidia"

izay napetraka ao ambany fahefana

Azo atao hoe DH: "Izay ao ambanin'ny fahefan'olon-kafa"

ao ambany fahefana ... feheziko

Ny hoe "ambany" fahefan'ny olona dia midika hoe latsa-danja kokoa ary mankatoa ny baikon'ny olona iray izay manan-danja kokoa.

miaramila

"mpiady mahay"

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezaneny io.

tsy mbola nahita olona nanam-pinoana toy izany Aho teto Israely

Nihevitra ireo mpiaino an'i Jesosy fa ny Jiosy tao Israely, izay milaza fa zanak'Andriamanitra, dia manana finoana lehibe nohon'ny olon-drehetra. Manambara i Jesosy fa diso fihevitra izy ireo ary ny finoan'ilay kapiteny dia lehibe kokoa.