plt_tn/mat/08/08.md

28 lines
833 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ao ambany tafon-tranoko
"ao an-tranoko"
# teneno fotsiny ny teny
Eto ny "teny" dia manambara didy. DH: "mandidia"
# izay napetraka ao ambany fahefana
Azo atao hoe DH: "Izay ao ambanin'ny fahefan'olon-kafa"
# ao ambany fahefana ... feheziko
Ny hoe "ambany" fahefan'ny olona dia midika hoe latsa-danja kokoa ary mankatoa ny baikon'ny olona iray izay manan-danja kokoa.
# miaramila
"mpiady mahay"
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezaneny io.
# tsy mbola nahita olona nanam-pinoana toy izany Aho teto Israely
Nihevitra ireo mpiaino an'i Jesosy fa ny Jiosy tao Israely, izay milaza fa zanak'Andriamanitra, dia manana finoana lehibe nohon'ny olon-drehetra. Manambara i Jesosy fa diso fihevitra izy ireo ary ny finoan'ilay kapiteny dia lehibe kokoa.