plt_tn/mat/07/26.md

661 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no fiafaran'ny Toriten'i Jesosy teo an-Tendrombohitra, izay niantomboka tao amin'ny toko faha 5:1.

tahaka ny olona adala izay manorina ny tranony eny ambony fasika

Manohy mampiasa ilay fanoharana tao amin'ny andininy teo aloha i Jesosy. Mampitaha ireo izay tsy mankatoa ny teniny amin'ny mpanorin-trano adala Izy. Ny adala ihany no hanorina trano eo amina toerana feno fasika izay afaka hoentin'ny orana, riaka, ary rivotra.

nianjera

Ampiasao ny teny amin'ny fiteninao izay mamaritra ny zava-mitranga rehefa mianjera ny trano.

ary feno ny faharavany

Handrava azy tanteraka ny orana, ny riaka, ary ny rivotra.